permalien NOPOTEHINA I BURMANIE MBA HIDIRANA AO AMINY ?

Rédigé le Mer 07 Mai, 2008 15:33:48 Ajouter un commentaire

Nanaitra sy nahatohina ny rehetra ny fandrenesana fa nopotehin'ny Cyclone Nargis i burmanie , aman'alina no maty....

Tsy mbola nisy loza toa izany , na dia teto madagasikara kianjan'ny cyclone aza...

Toa mampieritreritra ny tranga toa iny, satria raha mahalala ny momba ny projet Haarp isika dia ahafantatra fa afaka mampiasa io fitaovana io ny Amerikana mba hanapotehana firenena iray amin'ny alalan'ny loza "lazaina fa voajanahary"

toerana tsy misy demokrasia i Burmanieka  tsy tafiditra any ny mpanambola tandrefana noho izany, sahirana mihintsy ny amerikana sy ny tandrefana satria tsy afaka mampiasa ONG isankarazany mba hanaovana trafic sy hanampiana mpanao politika hanohitra fitondrana sns...

Mety hany herin'ndry zalahy angamba nampiasa ny "projet HAARP" , amin'izay dia tsy menatra akory izy manolotra fanampiana amina million de dollars...sady afaka manararaotra miditra malalaka..

Efa teo no niala ny  firenena iraniana nandritra ny horohoron-tany NANJO azy!

atao inona ireo vola amina millions de dollars ireo? dia hoe vokatry ny fitiavana ny vahoaka burmanie ve izany ? tsy manaiky tsotra anefa ny miaramila any burmanie fa mitandrina mafy amin'ny fidiran'ny ONG sy ireo milaza fa hanampy ny vahoaka sy ny firenena sahirana...

Marina ny azy! sao dia milaza fa hanampy kanefa manararaotra manao sabotazy ...na mikonokonona hanongana ny fitondrana...

Tsy hoe manohana anjambany ny "didy jadona" aho akory, fa mba mahasosotra ahy ny methode n'ireto firenena matanjaka ireto.

afaka manao recherche mikasika ny projet HAARP isika raha liana !

vaovao farany



Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: